Porosité des Cheveux

Misy simban'ny lissage, couleur, sy brochine ve ny volonao?
Eny
TSIA
Rehefa mando ny volo. Makà singambolo iray, ary sontomy. Inona no iseho?
Tonga dia tapaka
Mihitatra, fa tsy tena miverina amin'ny endrikany
Mihitatra, ary miverina amin'ny endrikany
Haingana tahaka ny ahoana ny volonao rehefa lemana?
Tonga dia mando tanteraka izy rehetra
Mando tanteraka afaka iray minitra
Elaela vao tena mando tanteraka
Ahoana ny fahatsapanao ny volonao rehefa avy mampiasa shampoing na masque?
Maina
Malefaka
Malefaka fa toy ny tsy misy aina izany
Maharitra firy minitra ny volonao rehefa maina?
2 na 3 ora
4 ora na mihotra noho izany
Mora maina rehefa tsy misy n' inon'inona, fa ela maina raha toa ka misy '' produits ''
{"name":"Porosité des Cheveux", "url":"https://www.quiz-maker.com/QPREVIEW","txt":"Misy simban'ny lissage, couleur, sy brochine ve ny volonao?","img":"https://www.quiz-maker.com/3012/images/ogquiz.png"}
Powered by: Quiz Maker